Teny iditra manasolila (solila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsaka na manasolatra riranjavatra hanjary misompirana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manasolila
nanasolila
hanasolila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31