Teny iditra manasosa (sosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandefa zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manasosa
nanasosa
hanasosa
manasosà

Teny iditra manasosà (sosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasosa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31