Teny iditra | manatanila (tanila (ila)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampiraika zavatra amin' ny ila na lafiny iray [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to push to one side [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | mettre de côté [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manatanilà (tanila (ila)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatanila | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/27 |
![]() |