Teny iditra manatanila (tanila (ila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiraika zavatra amin' ny ila na lafiny iray [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to push to one side [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mettre de côté [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manatanila
nanatanila
hanatanila
manatanilà

Teny iditra manatanilà (tanila (ila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatanila [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/27