Teny iditra | manatrana (satrana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao satrana, manandrana zavamaneno [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cock, to fix the cock of a gun so as to be ready to fire. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | faire un prélude, essayer un instrument [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manatràna (satrana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |