Entrée | 1 manatratra (tratra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra 4 Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao 5 Mamonjy 6 Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mamonjy |
Mis à jour le 2023/01/20 |