Teny iditra |
mandainga
(lainga)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
¶ (mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga ¶ Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [Richardson 1885]
|
| to lie, to be deceitful [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | mentir, être faux [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Ohatra | tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [Callet: Tantara, takila 116]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
mandaingà
(lainga)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandainga
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
|