Entrée |
mandefona
(lefona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manatsatoka lefona [1.1]
|
Explications en anglais | To spear [1.7]
|
Explications en français | Sagayer [1.8]
|
Exemples |
1 | mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy!
[2.499]
|
2 | Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano!
[2.508]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandefona |
Passé : |
nandefona |
Futur : |
handefona |
Impératif : |
mandefòna |
|
|
Entrée |
mandefòna
(lefona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mandefona
|
|