Entrée | mandia (dia) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manitsaka, mandeha amin' ny...: Tsy hahazo mandia ny faritanin' Antananarivo io olona io mandritra ny dimy taona Mamakivaky: Mandia taon-tsarotra izao tontolo izao fa saika misy korontana hatraiza hatraiza Mandrefy amin' ny tongotra: Mandia ny lavan' ny trano Rabe Mihatra: Mandia ny voalazako omaly fa indro tokoa àry famisy rivo-doza, hono, mananontanona ny morontsiraka atsinanana Mivaly: Mandia ny fikelezanao aina fa afaka soa aman-tsara ianao Mifanojo: Mandia ny hevitro lahy ny hevitrao! Tanteraka, mifanaraka amin' ny...: Salama daholo ny mponina ao Mangarivotra, mandia tokoa lahy ny anaran' io tanàna io Teny misy ifandraisany amin' ny Mandia: manitsaka, mandeha, mizotra, mivikiviky, mijaingijaingy, mijongijongy, mamikavika dia, mamilafila, mamindrafindra, manevika, mananika, miakatra, miorika, midina, mivalana, manao hitsin-dalana, manao toratady, manao dian' omby jamba, manara-drenirano, miraparapa, miparapaingo, mivarina an-kady, mifatratra an-kady, mianjera an-tevana, manao rebik' ondry, manao raban-tsahona, manao fitandririnina, mijaikojaiko, mitsaitsaika, mirodorodo, migodongodona, manao findrari-tsokina, manao dia mianotra, mihemotra, miantsorona, miantsoro-mianotra, mihazo, momba, mandalo, manapaka, manitsy, mamakivaky, manavatsava, mikatsakatsaka, manivaka, mivily, misondrovaka, mody mandry, mitampody, manao tampody fohy, manao lavalina, mandry an-dalana, manorin-day, manorindasy, miantsona, miondrana, mita, miampita, midika, mitody [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To tread, to step; to measure with the foot, to fall in with one's plans, to coincide with, to follow, to hit on the same idea, to correspond [1.2] | ||||||||
To tread on; to go on a way [1.7] | |||||||||
Explications en français | Mesurer par pieds Entrer dans, parcourir Fig. Etre payé de retour, se réaliser, s'accomplir, correspondre, coïncider: Vokatra ny varinareo ka mandia tokoa ny fikelezanareo aina (Vous avez une belle récolte de riz et votre travail est payé de retour) ~ Mandia ny voalazako omaly fa tonga hianao (Ce que j'ai dit hier se réalise car vous arrivez) ~ Mandia tokoa ny anarany (Le sens de son nom s'est réalisé tout-à-fait) ~ Mandia ny hevitro ny anao (Votre idée coïncide avec la mienne) [1.3] | ||||||||
Parcourir, marcher sur [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Ethnonymes |
| ||||||||
Anthroponymes |
| ||||||||
Toponymes |
| ||||||||
Entrée | mandia | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | [Bara] Manitsaka, manjo [1.78] | ||||||||
Anagrammes | madañy, madina, manady, manday, mandia, manida |
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |