Teny iditra | mandidy (didy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] mikapa, mitetika [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena ¶ Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Izano nandidy ny akanjonao? ¶ Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao? ¶ Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko ¶ Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany? ¶ Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho ¶ Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidy tokana, mandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy, manao teniko fe lehibe, manao didy boraingona [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cut, to command, to order [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | manaraka soritra miolika. SLP 1986] | [||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cut ¶ to command [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | couper ¶ commander [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
chantourner. SLP 1986] | [|||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mandidy io | ||||||||||||||||
Haianarantany | |||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |