Teny iditra mandihy tsy torahan-damba (dihy, toraka, lamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31