Teny iditra |
mandoa
(loa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to vomit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | vomir [1.3, 1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohatra | Mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent)
[1.3]
|
|
Teny iditra |
mandoa
(loa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manefa: Mandoa trosa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to pay [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | payer [1.3, 1.8]
|
| rembourser, restituer [1.3]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | Mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente)
[1.3]
|
2 | Mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany.
[2.508]
|
|
|