Teny iditra mandoa trosa (loa, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay payer une dette
¶ figuré: expier [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpitovy hevitra manefa trosa
Ohatra Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [Andraina: I Vola, takila 89]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31