Teny iditra | mandoa vory (loa, vory) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | to froth at the mouth [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | écumer; baver [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |