Teny iditra | mandôliny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | vehivavy mora manaiky, makorelina [Sambo 2001] | |
Fanazavàna teny frantsay | prostituée, pute, putain [Sambo 2001] | |
Mpitovy hevitra | daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |