Teny iditra mandoro (doro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa
¶ Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga
¶ Manao: Mandoro arina
Mitovy hevitra: mampirehitra ~ manatsetsaka ~ manatsolo ~ mandotra ~ mandrehitra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to burn
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] brûler
Haiendriteny 
mandoro
nandoro
handoro
mandoroa
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 46] Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
2 [Andraina: Mitaraina, takila 144] Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05