|
|
|
|

Entrée1  mandositra
Radical  2  lositra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo
5  Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina
6  Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1]
Explications en anglais  7  to run away from; to flee [1.7]
Explications en français  8  fuir, s'enfuir de [1.8]
Exemples  9  mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
10  Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#]
11  Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Analogues  16  1.1=midify=milefa=mitsoaka=mitsoriaka=miporitsaka=mivoaka=miriotra=mirifatra=manavotra aina=manao tsoa-pe=manao kaovasy=manao rarangy=manao tongotra an-katoka=manao vezamaimbo=riatra mandositra=vaky mandositra=vaky bao=vaky tady=tapa-kofehy=tsy tana=madio ny rano nitany=miridana=milomay=lasa any an-dakira=lasa any banty=lasa any am-parakatsakatsaka=manao tsipy kely=manary basy=manifi-drano=mitakidingina=manary=manjavona
Mots composés 

Anagrammes  20  mandositra, mandrotsia

Mis à jour le 2023/08/11