Teny iditra |
mandoza
(loza)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-mifindra fa mandripaka vahoaka ¶ Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy ¶ Mandry amin' olon-tsy heny, miray amin' olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to do evil; to signal a coming calamity [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | faire le mal; présager un malheur [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
mandoza
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
manambady havana [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
mandoza
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
maka ankeriny (vehivavy) [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
mandozà
(loza)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandoza
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
|