Teny iditra mandrahaka (rahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to branch out, to ramify. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny mandrahaka
Ny lasa nandrahaka
Ny hoavy handrahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05