Teny iditra mandraikitra (raikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina
¶ Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra
¶ Manondro: Mandraikitra fotoana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to agree
  [Richardson 1885] to consent to; to stick, to join
  [Hallanger 1973] to stick on to something; to accept
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] attacher, coller, fixer, conclure, régler
  [Hallanger 1974] coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour
Haiendriteny 
mandraikitra
nandraikitra
handraikitra
mandraiketa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31