Teny iditra mandraikitra (raikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina
¶ Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra
¶ Manondro: Mandraikitra fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to agree [1.2, 1.7]
 to consent to; to stick, to join [1.2]
 to stick on to something; to accept [1.7]
Fanazavàna teny frantsay attacher, coller, fixer, conclure, régler [1.3]
 coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour [1.8]
Haiendriteny 
mandraikitra
nandraikitra
handraikitra
mandraiketa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20