Teny iditra mandrakizao (andraka, izao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
mandrakizao
nandrakizao
handrakizao
Ohatra 
1Efa telo andro izay, mbola tsy niverina izy mandrakizao. [2.472]
2Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31