Teny iditra mandrakizay alaovalo (andraka, izay, alaovalo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 431] éternellement
Mpitovy hevitra mandrakizay antaranoana ~ mandrakizay doria
Ohatra  [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 18] Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02