Teny iditra mandrakizay antaranoana (andraka, izay, antara, noana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] éternellement
Mpitovy hevitra mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay doria
Ohatra  [Rabemolaly: Fary, takila 157] fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02