Teny iditra mandrakizay doria (andraka, izay, doria)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] toujours éternellement
Mpitovy hevitra mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay antaranoana
Ohatra  [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 26] Hahatsara fara ny taranakareo mifandimby mandrakizay doria doria.

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02