Teny iditra mandrambo (rambo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy tovana mirefarefa na mitaritarika, manisy somotraviavindamba [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mandrambo
nandrambo
handrambo
mandramboa

Teny iditra mandrambo (rambo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] to follow close at the heels [Richardson 1885]
Haiendriteny 
mandrambo
nandrambo
handrambo
mandramboa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31