Teny iditra mandra-pahafaty (andraka, faty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny frantsay jusqu' à la mort [1.3]
Haiendriteny 
mandra-pahafaty
mandra-pahafatiko
mandra-pahafatinao
mandra-pahafatiny
mandra-pahafatinay
mandra-pahafatintsika
mandra-pahafatinareo
mandra-pahafatin'
mandra-pahafatin-
mandra-pahafatim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31