Teny iditra | mandraviravy (raviravy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] manantona [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Manantona, manakirozaroza ¶ Mampiseho, mampideradera vola mba hitaomana olona hanao zavatra iray [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to hang, to suspend [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | suspendre, faire pendiller [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |