Entrée | 1 mandrehitra |
Radical | 2 rehitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1] |
Explications en anglais |
5 to burn, to set fire to [1.7] |
Explications en français |
6 mettre le feu à brûler [1.8] 7 allumer [1.13] |
Exemples |
8 Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany. [2.48] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mampirehitra |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 mandrehitra, mihendratra |
Mis à jour le 2023/08/11 |