|
|
|
|

Entrée1  mandriona
Radical  2  riona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
5  Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  miriona
Analogues  10  1.1^^=Mivily=mibirioka=miviona=mihodivitra

Anagrammes  11  amindroan, iondranam, mandriona, manindroa, miandrano, miandrona, miondrana, miondràna, mondraina, namindroa, nanodiram, nidaronam, nirodanam

Mis à jour le 2023/01/20