Teny iditra mandrivotra (rivotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
¶ Mihazakazaka mafy
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be windy
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] venter
Haiendriteny 
mandrivotra
nandrivotra
handrivotra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10