Teny iditra | mandrobo (robo) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny ¶ Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
[Tambahoaka] mampirisika, mandoka [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
[Bezanozano] mandoka [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mandrobo io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |