Teny iditra |
mandroboka
(roboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to plunge something into water, etc [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | plonger dans [1.3]
|
| plonger dans l'eau, flotter [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mandroboka |
Ny lasa |
nandroboka |
Ny hoavy |
handroboka |
Filaza mandidy |
mandroboha |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandroboka
(roboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
mampirisika [1.78]
|
| Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | cajoler, séduire [1.3]
|
| séduire [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
mandroboka |
Ny lasa |
nandroboka |
Ny hoavy |
handroboka |
Filaza mandidy |
mandroboha |
|
|