Teny iditra | mandrohy (rohy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamatotra mafy: Mandrohy lakana ¶ Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to tie up tightly, to hog tie [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | attacher fortement [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mandrohy io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |