Teny iditra mandrongo (rongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy vakana na kofehy amin' ny sisindamba, na eo amin' ny lohany roa [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mandrongo
nandrongo
handrongo
mandrongoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31