Teny iditra mandronono (ronono)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteraka tsiranorano: Mandronono fotsy io hazo io rehefa kapaina [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mandronono
nandronono
handronono

Teny iditra mandronono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de ronono : lait). Nom donné à plusieurs plantes produisant des latex, notamment une Secamone sp. (Apocynaceae). Le dictionnaire de Richardson en fait un senecio (Asteraceae), ce qui paraît fort douteux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Secamone sp.

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03