|
|
|
|

Entrée1  mandroritra (roritra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
4  Manenjana: Mandroritra anja-koditra
5  Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
6  Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Explications en anglais  7  to pull and stretch out [1.7]
Explications en français  8  tirailler; allonger en tirant [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mandrirotra, manintona, manenjana, mitarika, manao sinto-mahery

Anagrammes  14  mandrirotra, mandroritra

Mis à jour le 2023/01/20