Teny iditra mandry ilalana (andry, lalana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy [ mandry lalana ] tsy vita mitampody ny dia ka tafandry amin' izay aleha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to go to a place and sleep there or somewhere on the road before returning. [Richardson 1885]
 to sleep overnight on a journey [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay coucher en voyage [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 [ mandry lalana ] Distance pour laquelle on couche en route avant d' arriver au terme [Veyrières 1913]
 passer la nuit au cours d'un voyage [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13