Teny iditra mandry ivohon' ny vato (andry, voho, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be secure
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] être en sûreté

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31