Teny iditra manefa trosa (efa, trosa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to pay a debt [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay payer une dette [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra mandoa trosa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31