Teny iditra | manejokejo (kejokejo (kejo)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny ¶ Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |