Teny iditra manela (ela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra
¶ Manalava: Manela raharaha izany
¶ Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [1.1]
Haiendriteny 
manela
nanela
hanela
manelà

Teny iditra manelà (ela)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manela [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra namela, lemana, malañe, mañale

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20