Teny iditra manena (nena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to groan in pain or agony. [1.2]
Haiendriteny 
manena
nanena
hanena
manena

Teny iditra manena
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mivarotra any an-tsena [1.78]
  [Bara] mitsena (vahiny) [1.78]

Teny iditra maneña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] manontolo [1.78]

Fivaditsoratra manane

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20