Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona
Tsipelina hafa 

Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany
¶ Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy
Haiendriteny 
manendry
nanendry
hanendry
manendre

Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31