Teny iditra manenji-damaody (enjika, lamaody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fatra-panaraka ny fomba fiakanjo na ny fomban' ny didy akanjo isaky ny misy vaovao miseho [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31