Teny iditra manenji-dresy (enjika, resy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny olona mahita ny fahavoazan' ny hafa ka manararaotra izany hanampiana trotraka [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31