Teny iditra manera (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] mangata-bady [1.78]
 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko
¶ Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray
Mitovy hevitra: manangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to provide a woman for immoral purposes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay procurer une femme; jouer l'intermédiaire [1.8]
Haiendriteny 
manera
nanera
hanera
manerà
Ohatra Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [2.48]

Teny iditra manerà (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manera [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra marèna, menara, merana, ramena, manare

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10