Teny iditra | manesy (sesy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manesy | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] manolotra [1.78] | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | simena, sinema |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |