Teny iditra | manetoka (ketoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandrotika: Nanetoka ny tenako ilay alika ¶ Mandevilevy mafy sady tampoka: Manetoka mafy izany olitra amin' ny nifiko izany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | miketoka | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |