|
|
|
|

Entrée1  manetroka
Radical  2  setroka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena
5  Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo
6  Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
Explications en anglais  7  to give off much smoke [1.7]
Explications en français  8  émettre beaucoup de fumée [1.8]
Exemples  9  Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :

Anagrammes  13  manetroka, mañotreka

Mis à jour le 2023/01/20